Hendry - Tarika Sammy.mp3

Hendry - Tarika Sammy.mp3
Hendry-Tarika Sammy (无损音质) 专享
[00:36.30]Ny mita-be anie...
[00:36.30]Ny mita-be anie tsy lanin'ny mamba
[00:39.79]Ny akanga maro koa dia tsy vakin'amboa
[00:43.80]'zay misaraka dia fasika
[00:47.29]F'izay mitambatra dia vato
[01:11.99]Ny hazo tokana anie tsy mba ala
[01:15.24]Ny tondro tokana dia tsy mahazo hao
[01:19.23]Ny entan-jaray mora zaka
[01:22.48]Ny firaisan-kina ihany no hery
[02:42.23]Ny taho-trano hono tsy efan'ny irery
[02:45.99]Olon-drery anie ka tsy mba vahoaka
[02:49.24]Ny maty aza te ho maro
[02:52.24]Ary ny be ihany no basy
[02:56.74][00:50.80][01:26.23]
[03:10.43]'ray donak'afo hono iray dinidinika
[03:14.18]Valala iray aza hono hifanapahana
[03:17.93]'zay iray vatsy iray aina
[03:21.42]Izaho ho tokinao, ianao ho tokiko
展开