LRC歌词下载
[00:36.30]Ny mita-be anie tsy lanin'ny mamba[00:39.79]Ny akanga maro koa dia tsy vakin'amboa[00:43.80]'zay misaraka dia fasika[00:47.29]F'izay mitambatra dia vato[01:11.99]Ny hazo tokana anie tsy mba ala[01:15.24]Ny tondro tokana dia tsy mahazo hao[01:19.23]Ny entan-jaray mora zaka[01:22.48]Ny firaisan-kina ihany no hery[02:42.23]Ny taho-trano hono tsy efan'ny irery[02:45.99]Olon-drery anie ka tsy mba vahoaka[02:49.24]Ny maty aza te ho maro[02:52.24]Ary ny be ihany no basy[02:56.74][00:50.80][01:26.23][03:10.43]'ray donak'afo hono iray dinidinika[03:14.18]Valala iray aza hono hifanapahana[03:17.93]'zay iray vatsy iray aina[03:21.42]Izaho ho tokinao, ianao ho tokiko